Andriamifidisoa Zo
jentilisa.bsky.social
Andriamifidisoa Zo
@jentilisa.bsky.social
Mpandika teny an-tsoratra, mpanara-baovao, mpiteny malagasy, tia ny tantaran'i Madagasikara sy ny tantaran'ny Malagasy.
Fandrosoana tsy azo ihodivirana ny fivoahan'ny Faharanitan-tsaina Voatr'Olombelona na ny intelligence artificielle saingy tsy maintsy iadiana koa ny fibolisarana aterany indrindra amin'ny politika. mg.globalvoices.org/2024/04/27/1... fivondronan'orinasa goavana manerantany 20 ho amin'izany!
Feo sy fitaka Deepfakes apongatry ny FaVO-IA mandrahona ny fifidianana manerana izao tontolo izao
Mila arovana matotra kokoa noho izany ny zon'ny olona solokiam-peo sy sary.
mg.globalvoices.org
April 27, 2024 at 8:13 AM
Salama, ny lahatsoratra be mpamaky indrindra ao amin'ny Global Voices teny malagasy tato anatin'ny herinandro: mg.globalvoices.org/2024/04/24/1... mety ho tsy lavorary ny fandikan-teny fa resaka Madagasikara aloha ilay izy!
Fiakarana faobe ny vidin'ny aterineto ao Madagasikara : tafa niarahana tamin'i Harinjaka Andriankoto Ratozamanana
Noho ny halafon'ny vidiny nanomboka tamin'ny 1 Aprily 2024, lasa entam-barotra tsy fahita firy ao Madagasikara ny aterineto
mg.globalvoices.org
April 26, 2024 at 9:54 PM